|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antontanisa |
| Singan-teny | 2antonta, 3isa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly.
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[antontan' isa]
6statistique.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
[4.7]
8 Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39] |
| Voambolana | 9 Matematika: antontan'isa |
| Tovy hevitra | 10statistika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|