|
|
|
|

Teny iditra1 anti-bavy
Singan-teny  2antitra, 3vavy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5an old woman.
6Contemptuous if used in Imerina. [Provincial] [1.2]
7an old woman (disrespectful). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8vieille femme (peu respectueux). [1.8]
Ohatra  9 Raha misy fìvoriana, odrey izany antidaby sy antibavy mirijarija; [1.437#]
10 Inona koa ary, hoy ilay antibavy, ity zavatra mangamanga ato anaty rano ity? [2.606#]
Mpanahaka  11 antidahy
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02