|
|
|
|

Teny iditra1 anti-tsaina
Singan-teny  2antitra, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina hilazana olona manana toetra na fisainana hendry, matotra. [1.1]
Tovy hevitra  6anti-panahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12