|
|
|
|

Teny iditra1 an-takona
Singan-teny  2takona
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5en dehors de la vue, en secret, en cachette. [1.3#654]
Tovy hevitra  6an-katakonana, an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-tsokosoko, mangingina

Fivaditsoratra  7 an-takona, 8 takonana, 9 tonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12