|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangingina |
| Fototeny | 2gingina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao.
5Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao. 6Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely. 7Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8solitary.
9Used of uninhabited or secret places. [1.2] 10silent, solitary; secret; in secret. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11silencieux; solitaire; secret, en secret.
[1.8] |
| Ohatra |
12 Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina:
[2.471]
13 Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|