|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anombohana |
| Fototeny | 2tomboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#720] |
| Ohatra |
4 Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa.
[4.27#2006/11/17]
5 Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. [1.369#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ambonohana, 11 anombohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|