|
|
|
|

Teny iditra1 anombanana
Fototeny  2tombana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#718]
Ohatra  4 Araka ny haben' ny fahalalany, no anombanana ny olona; [2.996#24.012.008]
5 Tsy hadisoana azo itarafana ny toe-tsain' izay mampiasa azy ve izany na azo anombanana koa ny toe-tsain' ny vahoaka toa mino izany ho teny baiko tokoa? [2.285#11]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12