|
|
|
|

Teny iditra1 an-kotsio-drivotra
Singan-teny  2rivotra
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4Amin' ny toerana talaky rivotra; toerana ivantanan' ny rivotra. [1.1]
Tovy hevitra  5vava rivotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12