|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankobanandro |
| Singan-teny | 2kobany, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny andro anelanelan' ny alahady roa amin' ny herinandro; ny andro amin' ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety, ny andro andavanandro fiasana: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin' ny ankobanandro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6during the week..
[1.2] 7on weekdays; weekdays, everyday. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8les jours de semaine, les jours ouvrables, les jours de travail.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|