|
|
|
|

Teny iditra1 ankizimahatsoakafo
Singan-teny  2ankizy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4teny nilazana fahiny ihany koa an' ireo olona manana ny ampy teo amin' ny fiainana, efa manambola, mana-mpanompo, mahavelon-tena tsara. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12