|
|
|
|

Teny iditra1 ankitsirano
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [an-kitsirano] 3Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka. [1.1]
4fanahy iniana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5délibérément. [1.13]
Ohatra  6 Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny? [2.5#]

Fivaditsoratra  7 ankitsirano, 8 antsionkary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12