|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 an-keviny |
| Singan-teny | 2hevitra |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4ny tokony na ny mety ho izy.
[1.1] |
| Ohatra |
5 ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray.
[1.357#]
6 Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. [1.123#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|