|
|
|
|

Teny iditra1 ankasa
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka. [1.1]
4isa azo zaraina roa marina tsara. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [ankatsa] 5a pair.
6See lomisy. [1.2]
7even (of numbers). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pair (nombre). [1.8, 1.13]
Voambolana  9 Matematika: rafitrisa
Tohi-kevitra  10tsy ankasa, tsiankasa
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 ankasa, 13 sakana, 14 sanàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02