|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lomisy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an' ny havia sy havanana, toy ny kavina, ban-tongotra, kiraro, sns...; iray aman' olona: Kavina iray lomisy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|