|
|
|
|

Teny iditra1 angoronan-damba
Singan-teny  2angoronana, 3lamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12