|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  angitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  5 aingitra
Tovy hevitra  6 aiay

Teny iditra (2/3)7  angitra
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 [Betsimisaraka] karazam-borona madinika, Tsikirity [1.78]
Voambolana  10  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)11  angitra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 [Betsileo+Tanala] (prononciation locale de engitra). Nom générique des indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae). [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  angitra, 16 granita, 17 tangary

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04