|
|
|
|

Teny iditra1 angika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a variety of rice.
4The provincial words are angeka, and angeky.
5See rojo.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6nom d'une variété de riz.. [Tankarana] [1.19]
7(voir aussi angeka) Variété de riz à petit grain cultivée après le vary aloha.
8On en distingue deux sortes : angikafotsy, à périsperme incolore et angikamena, à périsperme rouge.
9Un proverbe betsileo dit : "Izaho angika, hianao vary hova" ; "Moi, je suis l'angika et vous le riz des hova".
10Il correspond au proverbe français : "On ne mélange pas les torchons avec les serviettes ".. [Betsileo] [1.196]
Ohatra  11 Mifotofoto fo ampy rojo / mivorovoro fo ampy angika / tsy mahaleo tsy vary andrefana / sady avo taho fantatr'olona / sady ankafana no manitra [2.131]
Voambolana  12 Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02