|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 angelinkary
Singan-teny  2angely, 3kary
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5karazan' angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin' ny efitrano fandrahoan-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a species of angely which chirps in the night. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7grillon domestique. [2.415]
Voambolana  8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 angelinkary
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12fripon. [2.414]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02