|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 angao
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3you, thou.
4See hianao and anao. [Provincial] [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  5 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)6 angao
Sokajin-teny  7 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8sao: Tsy hañaboabo foropotre an-drano angao mampipoake zana-boay (Tsy hamadibadika hetrina sao mampitranga zana-boay). [Tanala] [1.78]
9Mitovy amin' ny andrao, fandrao, sao, angoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10sometimes used for andrao. [1.2]
Kamban-teny rehetra  11angao dia

Fivaditsoratra  12 agano, 13 agona, 14 angao, 15 angoa, 16 aonga, 17 gaona, 18 goana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08