|
|
|
|

Teny iditra1 angambaina
Fototeny  2angamba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany ny filaza io vaovao io fa tsy dia nolazainy hoe "marina" akory. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12