|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angamamy |
| Singan-teny | 2angatra, 3mamy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5aretina mpahazo ny ankizy fatra-pihinan-java-mamy, mahatonga azy hahatsiaro mangirifiry rehefa mivalan-drano.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 7 angamamy, 8 mamangia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|