|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 androndolo |
| Singan-teny | 2andro, 3lolo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5andro mitsilopilopy tsy mazava tsara, na ilay maraina menamena iny ny vodilanitra, na ilay sady misy andro mipoaka no avy ny orana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Au moment des esprits, le matin au lever du soleil lorsque l'horizon est rouge.
[2.415#6543] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|