| Teny iditra | ![]() |
androna |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famaritana malagasy | Famaky [Rajemisa 1985] | |
| Voambolana | Fitaovam-piasana | |
| Teny iditra | ![]() |
androña |
| Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
| Famaritana malagasy | Eo anoloana, eo aloha [Antesaka] [Rakotosaona 1972] | |
| Dikanteny frantsay | Au devant de [Antesaka] [Deschamps 1936] | |
| Teny iditra | ![]() |
Androna |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | |
| Dikanteny frantsay | Région de Mandritsara = Ankay. [Antankarana] [David 1952] | |
| Nohavaozina taminy 2009/09/01 |
|