|
|
|
|

Teny iditra1 androm-balala
Singan-teny  2andro, 3valala
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5toetr' andro migaingaina nefa mandrivo-maina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(andrombalala) A windy day.. [1.2]
Voambolana  7 Haitoetrandro
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02