|
|
|
|

Teny iditra1 androany
Singan-teny  2andro, 3any
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [andro any] 6The past part of the day.. [1.2]
7today (past tense). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8aujourd'hui (temps passé). [1.8]
Voambolana  9 Fotoana
Mpanahaka  10 anio

Fivaditsoratra  11 anandroy, 12 andriano, 13 androany, 14 aondrany, 15 ranaindo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11