|
|
|
|

Teny iditra1 andrianina
Fototeny  2andriana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hajaina, omena voninahitra fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made or treated as a sovereign.
6Used also as a personal article before names.. [1.2]
7to be honored, to be made much of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on honore, à qui on rend hommage. [1.8]
Ohatra  9 Noheveriko ity fa ilay biby andrianina, kanjo [2.245#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 andrianina, 16 anindriana, 17 ny Andriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02