|
|
|
|

Teny iditra1 andriamby
Singan-teny  2andriana, 3vy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany. [1.1]
6karazana vy manana toetra misintona vy hafa. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7magnetic iron, a loadstone; a magnet. [1.2]
8magnet. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9aimant. [1.5, 1.8]
10aimant. [1.13]
Ohatra  11 Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy. [2.4#]
12 Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy. [2.529#]
13 Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny. [1.280#]
Voambolana  14 Taozava-baventy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11