|
|
|
|

Teny iditra1 andriambaventy
Singan-teny  2andriana, 3vaventy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana.
6(Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[vaventy, large.] The judges.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12