| Ohatra |
5 Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany.
[2.59#]
6 Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina;
[2.285#]
7 Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra.
[2.332#]
8 Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe:
[1.38]
9 Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany!
[2.324]
|