|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andravana
Fototeny  2rava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina,. [1.1]
5hira fanao raha miandry faty. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)12 andravana
Fototeny  13rava
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#516]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 andravana, 20 ravandana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19