|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andraikitrareo |
| Fototeny | 2raikitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana andraikitra sy mpisolo |
| Fanazavàna teny frantsay |
4par vos soins.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Fa tokony hahasolo ahy angaha, no navelany ho andraikitrareo.
[2.298]
6 Fa indro Ilaidama fa raha adala io, tsy tokony hanjaka ary tsy nomen' Andriamanitra antsika, fa tokony hahasolo ahy angaha ka navelany ho andraikitrareo. [2.528] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|