|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andininy |
| Fototeny | 2dinika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52.
5Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a verse.
7See dinika. [1.2] 8a verse or stanza; details. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9verset ; détails.
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|