|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andimy |
| Singan-teny | 2ana, 3dimy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaran' ny fanorona misy sorany dimy ny sakany sy ny lavany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 an-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona
[1.437]
|
| Mpanahaka | 7 fanorona |
| Fivaditsoratra | 8 andimy, 9 dimany, 10 dimina, 11 madiñy, 12 mañidy, manidy, 13 midìna, midina, 14 minday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|