|
|
|
|

Teny iditra1 andian-tany fahatelo
Singan-teny  2andia, 3tany, 4fahatelo
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6vondrontany iharan'ny fahantrana vokatry ny fanjanahan-tany sy ny fahatarana ara-teknôlôjia. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7tiers-monde. [1.13]
Voambolana  8 Pôlitika
Tovy hevitra  9tany madinika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12