|
|
|
|

Teny iditra1 andehanana
Fototeny  2leha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#397]
Ohatra  4 Fampodiam-bady misintaka, andro be fialonana nefa tsy resy ratsy andehanana. [1.381#]
5 Tsy fantatro, hoy aho, fa izay lavitra indrindra azo andehanana izao ankehitriny izao. [2.4#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 andehanana, 11 anendahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02