|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andeha |
| Fototeny | 2leha |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandeha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy.
5Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy). [1.1] 6Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay. 7Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8[An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off.
9It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. 10See leha. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11[impératif irrégulier] allons, allez, va.
[1.3#397] |
| Ohatra |
12 andeha mandeha (Allez-vous-en)
[1.3#397]
13 andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3#397] 14 andeha velomy, ilay ity! [2.298#129] 15 andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643#61] 16 loza ialahy izany raha andeha. [2.69#185] 17 andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895#53] |
| Tsipelina hafa | 18ndeha |
| Kamban-teny rehetra | 19andeha handoa-danitra aiza aho |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 andeha, 22 dehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|