|
|
|
|

Teny iditra1  andalambary
Singan-teny  2 lalana, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [andalam-bary] riz en javelle [1.3]
7 [andalam-bary] riz en javelle, couché sur le sol [1.196]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04