|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andaingana |
| Fototeny | 2lainga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#373] |
| Ohatra |
4 amin' ny andainganareo amin' ny oloko izay mihaino ny lainganareo
[2.996#33.13.19]
5 Ny mpaminany samy ho menatra ny fahitany avy raha maminany izy; ary tsy hitafy ny kapaoty volom-biby intsony, mba handainganany [2.996#45.13.4] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 anadingana, 11 andaingana, 12 idanganana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|