|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 andafiavaratra |
| Singan-teny | 2andafy, 3avaratra |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5across on the other side to the north; so also with the other cardinal points: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6au-delà vers le nord; et ainsi pour les autres directions: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Toerana |
| Teny iditra (2/2) | 8 Andafiavaratra |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
10 Nampanao ny Lapan' andafiavaratra ny Praiminisitra.
[2.270#]
11 Nila lapa kely izy, tsy lehibe toy ny andafiavaratra akory. [2.270#] 12 Tao andafiavaratra no niorenan' ny Sekoly Voalohany indrindra. [2.649#] |
| Voambolana | 13 Haitoetany: monuments 14 Fizahatany: toerana mahaliana |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 16 andafiavaratra, Andafiavaratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|