|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andafy
Fototeny  2lafy
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay.
5/ Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena
.
6Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(an-dafy) on the other side of, beyond, across.
8Commonly used for abroad, in another country.
9See lafy.. [1.2]
10across the seas, abroad ; on the other side of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11outremer; au-delà de. [1.8]
Ohatra  12 Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy. [1.437#]
13 Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay. [2.508#]
14 Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony. [2.285#]
15 Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka. [2.588#]
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)17 andafy
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19vahiny, mpihavy. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  20 andafy, 21 fadina, 22 fanady, 23 fanday, 24 fandia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08