|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 añandrony |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ara-potoana.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Ohatra |
4 Satria misy sakaiza manao anandrony, fa hihataka izy, amin'ny andro mahory anao;
[2.996]
|
| Teny iditra (2/2) | 5 anandrony |
| Fototeny | 6tandrona |
| Sokajin-teny | 7 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anandronana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 8 anandrino, 9 anandrony, añandrony, 10 aninandro, 11 añindrano, 12 anondrany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|