|
|
|
|

Teny iditra1 anamadinika
Singan-teny  2anana, 3madinika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy...
6(Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga...
7dia tsy mba natao ho anisany). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8(de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit).
9Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy.. [Merina] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry: anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12