|
|
|
|

Teny iditra1 anantarika
Singan-teny  2anana, 3tarika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan' anana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[tarika, leading.] An esculent herb.
7Amaranthus tristis, L.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8(de anana = herbe potagère, et tarika = action de traîner, pour les plantes, d'avoir un port rampant).. [Merina]
9Amaranthus tricolor var.
10tristis
(L.) Thell.
11(Amaranthaceae).
12Consommée comme brède.
13On l'employait aussi dans certaines cérémonies d'exorcisme pour les enfants nés sous le signe d'adalo (le verseau).. [1.196]
14Drymaria cordata (L.) Willd.
15ex Schult.
16(Caryophyllaceae) La plante fraîche écrasée est appliquée comme maturatif sur les abcès et furoncles.
17Décoction dans les toux chroniques, les états fébriles, etc.
18D'après Descheemaeker.. [Betsileo] [1.196]
19Torenia stolonifera Bojer ex Benth.
20(Linderniaceae) Encore appelée tsakomanta.. [1.196]
Ohatra  21 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#]
Voambolana  22 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 anakitrana, 24 anantarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08