|
|
|
|

Teny iditra1  anakantsaina
Singan-teny  2 anaka, 3 saina
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [anakan-tsaina] dans l'esprit [1.3]
Mpanahaka  7  anakampo

Fivaditsoratra  anakantsaina, 8 anatsikanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04