|
|
|
|

Teny iditra1 anakandroana
Fototeny  2anakandro
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5dartreux. [1.3]
6dartre. [1.54]
Ohatra  7 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996#]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tsipelina hafa  9anakandroina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12