|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankasoavana |
| Fototeny | 2soa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana.
[1.1#89] |
| Ohatra |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124]
|
| Tohi-kevitra | 6ankaratsiana |
| Kamban-teny rehetra | 7ankasoavana sy ankaratsiana |
| Teny iditra (2/2) | 8 an-kasoavana |
| Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy.
[1.1#89] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11in good times, in times of prosperity.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12dans la prospérité.
[1.3#613, 1.8] |
| Ohatra |
13 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23]
|
| Tohi-kevitra | 14an-karatsiana |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 ankasoavana, an-kasoavana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|