|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankaratsiana |
| Fototeny | 2ratsy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana.
[1.1#89] |
| Ohatra |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299#124]
|
| Tohi-kevitra | 6ankasoavana |
| Kamban-teny rehetra | 7ankasoavana sy ankaratsiana |
| Teny iditra (2/2) | 8 an-karatsiana |
| Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana.
[1.1#89] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11in evil days.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12dans l'épreuve.
[1.3#613] 13dans le malheur. [1.8] |
| Ohatra |
14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588#23]
|
| Tohi-kevitra | 15an-kasoavana |
| Kamban-teny rehetra | 16manary ankaratsiana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 ankaratsiana, an-karatsiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|