|
|
|
|

Teny iditra1 amôniaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2) amin' ny roa hidrôzena (H2). [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  4ammonia. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5ammoniac. [1.13]
Voambolana  6 Simia

Fivaditsoratra  7 Akinoama, 8 amôniaka, 9 anakamoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12