|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampongalahy |
| Singan-teny | 2amponga, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany.
6Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy. [1.1] |
| Ohatra |
7 Misy roa ny amponga: ny ampongalahy, izay fively amin' ny dihy, ary ny ampongavavy, izay fikapoka amin' ny hira.
[2.436#]
8 ny olona rehetra mipetraka manodidina, mitehaka, hampahafana ny fon' ny tovovavy, manaraka ny hirany, mively ampongalahy. [2.357#] |
| Voambolana | 9 Feon-kira: zavamaneno |
| Fivaditsoratra | 10 ampingaloha, 11 ampongalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|