|
|
|
|

Teny iditra1 ampiononina
Fototeny  2onona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4to be comforted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on calme, qu'on console. [1.8]
Ohatra  6 ary raha ampiononina izahay, dia ho fampiononana anareo izany, ka miasa amin' ny fiaretanareo fahoriana mitovy indrindra amin' izay entinay. [2.996#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 ampinonoina, 11 ampiononina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12